Teny iditra (1/3) | 1 fiandry |
Fototeny | 2 andry |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a reserve for emergencies |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] ce qu'on attend, qu'on garde, la manière de garder 6 [1.8] ce qui est tenu en réserve |
Ohatra |
7 Hita ny mpifoka sigara nividy taratasin-tsigara, tsy hampiasaina fa hatao fiandry, ny maro anaka nanangona kahie nohidia am-bata. [2.472] |
Kamban-teny |
|
Anaram-biby |
|
Anaram-javamaniry |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny fiandry io |
Teny nalaina | 15 Soratra misy io teny fiandry io |
Teny iditra (2/3) | 16 fiandry |
Fototeny | 17 andry |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Taisaka]
angatra (aretina) 20 [1.1] Aretina mampivonto ny ankasarotana 21 [1.13] karazan'aretina mifindra avy amin'ny firaisan'ny lahy sy ny vavy |
Fanazavàna teny anglisy |
22 [1.2] The chronic state of certain diseases; gonorrhea. The word is also used like antratra |
Fanazavàna teny frantsay |
23 [1.13] blennorragie 24 [1.82] [Taisaka] blennorragie |
Voambolana |
25 Fahasalamana |
Mpanahaka | 26 akohofotsy, ambaniana, angatra, famehy, farasisa, fifia, vania |
Teny iditra (3/3) | 27 fiandry |
Fototeny | 28 andry |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
30 [1.2] a large stone placed against the outside door of a tomb |
Fivaditsoratra | 31 drafiny, fiandry, ifindra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |