Teny iditra fibedibedena (bedibedy (bedy))
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fimenomenonana miverimberina
Fananarana na faniniana lavareny tsy an-kiato
Firediredena, fitenitenenam-poana tsy misy heviny [1.1]
Fanazavàna teny frantsay L'action de parler ou gronder à tort et à travers [1.3]
Ohatra Fa halaviro ny fibedibedena foana; [2.996]
Tovy hevitra fibedibedesana

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20