Teny iditra fijery (jery)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mijery: Manao fijerin' adala io olona io [1.1]
Ohatra 
1Be no fijery io hofan-trano io; [2.59]
2Ny fijery azy dia tsy tarehin' olon-doza [2.649]
3Fomba fijery manana ny maha marina azy izay [2.606]
4Ny tarehiny amam-bikany dia hafa no fijery azy [1.38]
5Amin' izany dia hisy fijery vaovao momba ny Fokonolona [4.27]
Haiendriteny 
Tsotra : fijery, fijeriko, fijerinao, fijeriny, fijerintsika, fijerinay, fijerinareo, fijerin', fijerin-, fijerim-
Tovonana : -pijery, -pijeriko, -pijerinao, -pijeriny, -pijerintsika, -pijerinay, -pijerinareo, -pijerin', -pijerin-, -pijerim-
Kamban-teny 
Ohabolana 

Teny iditra fijery
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] maso [1.78]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/10