|
|
|
|

Teny iditra1  fiorihana
Fototeny  2  orika
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiakarana any amin' ny toerana iavian' ny rano amin' ny renirano na ny ony (mifanohitra amin' ny fivalanana)
Tohi-kevitra  5  fivalanana
Mpanahaka  6  anadrea, anira

Fivaditsoratra  7  fahoriany, fiorihana, foharinay, hifiranao, hiforanay, hirifanao, hofairina, hofiraina, hofiranay, ifoharany, iharofany

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05