Teny iditra -pira-
Sokajin-teny endritenin' ny hoe firaka
Ohatra Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, fira-potsy amam-pira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [Baiboly: 33.27.12]

Teny iditra pira
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Bara, Mahafaly, Tanosy] fingotra [Rakotosaona 1972]
Famaritana frantsay (comme mpira). Nom général des plantes fournissant du caoutchouc. Suivant les dialectes surtout :
¶  [Sakalava] Landolphia crassipes (Radlk.) K. Schum. (Apocynaceae). Liane fournissant un caoutchouc très apprécié.
¶  [Mahafaly, Tandroy] Euphorbia intisy Drake (Euphorbiaceae). Voir Boiteau : Les Caoutchoucs de Madagascar, Tananarive, 1943. [Boiteau 1997]
Voambolana 
Anarana siantifika Euphorbia intisy, Landolphia crassipes

2020/01/04