|
|
|
|

Teny iditra1  firaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Teny ilazana metaly roa samy hafa dia ny firapotsy, izay azo fisahina manify dia manify ka ampiasaina ho famonosan-kanina mora simba, ary ny firamainty, ampiasaina indrindra hanaovana tantirano.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] Lead, pewter [Malay perak, silver?]
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.3] Nom générique du plomb et de l'étain, petits grains d'étain intercalés dans les tissus comme ornements.
Fig. fausse monnaie
6  [1.5] Nom générique du plomb firamainty et de l'étain firapotsy.
Ohatra  7  firaka no nentin' ialahy, hoy i Naboto nihoraka. [2.117#]
8  Ny arindrano mirongo firaka tany aloha sy ny akanjo migalom-bolafotsy ankehitriny, i [2.346#43]
9  Izao re no bikako, izao no tarehiko : nony tanimanga aho dia notefena, nony firaka aho dia mba narendrika. [2.857#]
10  Tarsisa nifampivarotra taminao, tamin' ny hareny isan-karazany: volafotsy, vy, pira|fira-potsy amam-pira|fira-mainty, izay nataony vidin' ny entanao [2.996]
Voambolana  11  Simia
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Mpanahaka  14  Pb, Sn
Kamban-teny 
Ohabolana  22  Ohabolana misy io teny firaka io
Tsanganana sy sary iray takila  23  Fisokajiana miherina

Fivaditsoratra  24  Afrika, faraky, fikara, firaka, kafira

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02