|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fodilahimena
Singan-teny  2  fodilahy, mena
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] [lahy, masculine, mena, red.] The male fody
Ohatra  5  Any an' ala hianao no fodilahimena fa raha aty miray volo amin'ny sorohitra ny vadin'olona tahaky ny voahangy raraka an-tsihy tian'ny maso hojerena fa tsy azon'ny tanana horaisina [2.131]
Voambolana  6  Haibiby: vorona
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fodilahimena io

Teny iditra (2/2)8  fodilahimena
Singan-teny  9  fody
Sokajin-teny  10  anarana
Fanazavàna teny anglisy  11  [1.2] [lahy, masculine, mena, red.] an herb. Gladiolus ignescens, Bojer. Same as kitenindahy (Bets.), and tenimpody .
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.196] (nom de l'oiseau fody, appellé « cardinale », lorsqu'il est en parure de noces). Gladiolus garnieri Klatt ined. (Iridaceae). Très joli petit glaïeul à fleur rouge, décoratif. Plante vénéneuse ; cepandant la décoction des bulbes est parfois administrée à certains malades mentaux. Traitement dangereux. [Merina]
Voambolana  13  Haizavamaniry: zavamaniry fanao fanafody
Tovy hevitra  14  kitenindahy, tenimpody
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02