Teny iditra fokontany (foko, tany)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taisaka] fizaran-tany amin'ny kantao [Rakotosaona 1975]
 Fizaran-tany kely indrindra ary sampana fototra amin' ny fitondrana itsinjaram-pahefana; ny mponina ao amin' ny fokontany no mitambatra ho fokonolona [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Taisaka] les gens du clan [Deschamps 1936]
Voambolana 
Mpanahaka  faritany ~ fivondronana ~ firaisana
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31