|
|
|
|

Teny iditra1  folo
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Sivy miampy iray: Folo ny fitambaran' ny rantsantanana
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] ten. [Mal. puluh, and polo, sapuloh, and safulu in many Malay Arch. and Polyn. languages.]
5  [1.7] ten
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3, 1.5, 1.8] dix
Isam-pirenena  7  [3.1] 10
X
Ohatra  8  Tovolahy Bara folo no tao [2.649#1021]
9  Hitondra tanam-polo mody? [2.528#106]
10  Tamin' ny fahatelo ambin' ny folon' ny volana Adara izany [2.996#19.9.17]
Voambolana  11  Matematika: rafitrisa
Haiendriteny 
12  Tsotra :
13  Tovonana :
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :
19  Tambinteny :
Kamban-teny 
Anaram-poko 
Anaran-toerana 
Lohateny  76  Hady folo sosona (Rabetsimandranto Fidelis-Justin)
Ohabolana  77  Ohabolana misy io teny folo io
Tsanganana sy sary iray takila  78  Ny isa
79  Fifanampiana
80  Fampitomboana
Lahatsoratra  81  Andriamihaja: Fanisana vaovao

Fivaditsoratra  82  folo, lofo

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02