| Teny iditra (1/2) | 1 fondro |
| Sokajin-teny | 2 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Antambahoaka] hofan-trano, ets.
[1.78] 4 [Antesaka] sarany, hofan-trano, ets [1.78] 5 [Sihanaka] hofa, hofany [1.78] 6 [Tanosy] hofa, sara [1.78] |
| Fanazavàna teny anglisy |
7 [Provincial] hire, wages. See karama, tamby
[1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
8 [Antesaka] prix du loyer
[1.82] 9 Reproche, blâme, censure, faute, tâche [1.3#184] |
| Tovy hevitra | 10 fondrony |
| Teny iditra (2/2) | 11 fondro |
| Sokajin-teny | 12 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
13 Tsiny, fanakianana avy amin' olona, hadisoana: Miala tsiny miala fondro
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
14 blame, censure
[1.2, 1.7] 15 reproach, fault. See tsiny [1.2] 16 ; used in set expressions, as tsiny aman-pondro [1.7] |
| Fanazavàna teny frantsay |
17 blâme, censure, s'emploie surtout dans des locutions comme tsiny aman-pondro
[1.8] |
| Voambolana | 18 Filôzôfia |
| Tovy hevitra | 19 adidy, soketa, tsiny |
| Kamban-teny rehetra | 20 Fikambanana 6 amin' io teny io |
| Ohabolana | 21 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|