|
|
|
|

Teny iditra1  fongana
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tsy misy tavela, rava, levona: Fongana tamin' ny rivo-doza ny varinay
Lany nolanina, lasa daholo.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] spent, consumed, wasted.
5  [1.7] completely destroyed
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] complètement détruit
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Mpanahaka  12  tsy misy miangana, tapitra, majifa, mafafa
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  14  afongan, fangona, fanonga, fongana, nafango, nafonga, nofanga

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11