Teny iditra hazondrano (hazo, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo fahita any amin' ny ala atsinanana, mety ho lava, nefa matetika antonontonony ihany, mazavazava ny volony ary fanaovana zavamaneno indrindra (amponga, gitara...) sy rafikazo samihafa vola. (Ilex mitis) [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy  [Tanala] a tree from which the poles of gentlemen's palanquins are made. Elodendron (?) sp. Same as lampivahitra and mangibary [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Ilex mitis
Mpitovy hevitra lampivahitra ~ mangibary
Teny nalaina 

Teny iditra hazondrano (hazo, rano)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] a kind of rush used in making mats and baskets. Scirpus corymbosus, Heyne. Same as forona [Richardson 1885]
Voambolana 
Anarana siantifika Scirpus corymbosus
Mpitovy hevitra forona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31