|
|
|
|

Teny iditra1  fozalahy atakalo fozavavy
Singan-teny  2  fozalahy, atakalo, fozavavy
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  fombam-pitenenana fandre amin' ny kabary am-panambadiana ilazana fa toy ny nifanakalo zanaka ny ray aman-dreny roa tonta ka ilay zazalahy tonga isan' ny fianakavian-drazazavavy, ary ilay zazavavy tonga isan' ny fianakavian-drazazalahy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/07/22