|
|
|
|

Teny iditra1  goay
Sokajin-teny  2  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.78] [Tanala] goavana, makadiry: Matsatsara ñy mijaha ñy traño goay ben'Antananarivo laha alin'iñy ny andro ka majava ñy jiro
4  [1.1] Makadiry izaitsizy, ngeza aoka izany: Trano goay be
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] huge.
6  [1.7] huge, colossal
Fanazavàna teny frantsay  7  [1.19] [Tankarana] immense.
8  [1.8] énorme, colossal
Ohatra  9  Midera an' i Jehovah etý an-tany, Hianareo dragona sy ianareo rano lalina rehetra, Miderà an' ny Tompo etý an-tany, ry biby goay be anaty ranomasina, mbaminareo rehetra ranomasin-dehibe [2.996]
Sampanteny 
10  Mpamaritra :
Tovy hevitra  11  goaibe, goavambe, goavana
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  agio, goay

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31