Teny iditra | 1 hafatra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Teny apetraka amin' olona iray mba hampitainy amin' ny olon-kafa iray: Lasa nitondra hafatra izy Torohevitra, didy, teny apetraka: Izao no hafatr' i Dada tamiko talohan' ny handehanany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2, 1.7] a message 5 [1.2] a will, a testament, a request, an order for something. See didy. 6 [1.7] a recommendation; an order for merchandise |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.3, 1.8] message; recommandation; commande de marchandise 8 [1.3] commission |
Ohatra |
9 fa izao no hafatra nataony: [2.293] 10 Nifantoka mafy tao an-tsainy ny hafatra natao azy. [2.470] 11 Ary nametrahana hafatra koa ka milaza. [2.472] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Lohateny |
25 Hafatry ny Mpaminany (Doriguzzi A.) 26 Hafatry ny mpanabe (Ratrema William) 27 Md François hafatra velona (Gobry Ivan) 28 Ny Hafatry ny Ombalahibemaso : Seho an-tsehatra notsongaina avy amin' ny tantaran-dRadama Voalohany (Randriamamonjy Esther) |
Ohabolana | 29 Ohabolana misy io teny hafatra io |
Fivaditsoratra | 30 afahatr, ahafatr, fahatra, hafatra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/07/02 |