|
|
|
|

Teny iditra1  hahy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fametrahana ny zavatra tiana ho maina ho hitan' ny masoandro sy ny rivotra: Ratsy hahy izany lamba izany.
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] see tanina.
5  [1.7] the act of sunning and drying things
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] action de sécher au soleil
Sampanteny 
7  Matoantenin' ny mpanao :
8  Matoantenin' ny iharana :
9  Matoantenin' ny fameno :
10  Anarana :
11  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  15  hahi, hahy

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21