Teny iditra hai > haika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka, Tanala] Antso [1.78]
  [Betsimisaraka] Antso, hafatra [1.78]
 Fanomezam-po mba hiady, fihantsiana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A defiance, a challenge.
A call. (Prov.) See antso, gaika. [1.2]
 A challenge
A call [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Cri en général
Défi. [1.19]
 Défi, provocation [1.8]
Ohatra Lany haika ny Dokotera. [2.499]
Sampanteny 
 
Tovy hevitra kaika
Kamban-teny 

Teny iditra hai > haika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Fanekena [1.78]

Teny iditra hai > haika
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo, Merina] Voir aussi aika. Nom général des indigofera (Fabaceae). Remède contre les maléfices : on râpe les racines et on boit cette poudre délayée avec de l'eau en disant : « si je suis ensorcelé par quelqu'un, enlevez le sortilège ô haika sacré ! » C'est ce que l'on appelle un ody mosavin'olona. [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

hai   
hala
haï, détesté [1.82]
voahala
Détesté, haï [1.68]