|
|
|
|

Teny iditra1  haingo diso an' Iarivo
Singan-teny  2  haingo, diso, Iarivo
Sokajin-teny  3  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] entina milaza ny haingo na ny zavatra kanto, izay diso toerana na efa lasa ny fotoana tokony hisehoany

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07