Teny iditra hajary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanamboarana, fanitsiana
Haja. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy In the provinces hajary is used generally for any arrangement, but in Imerina it is used chiefly of family matters. See voatra, lahatra, lamina [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Réformation, correction [1.3]
Sampanteny 
Kamban-teny 

Teny iditra hajary
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Ody (avy amin'ny zava-boary avy hatrany dia ampiasaina na asaina) [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/14