Teny iditra halony (lony)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Ny fahasorisorena, fahasosotsosorana [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay la mauvaise humeur [Abinal 1888]
Voambolana 
Teny mitovy hevitra halonilony

Teny iditra halony (halo, -ny)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe halo

Teny iditra halony (halotra, -ny)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe halotra

Teny iditra halony (loka, -ny)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe aloka

Teny iditra halony (lona, -ny)
Sokajin-teny endritenin' ny hoe alona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31