| Teny iditra (1/8) | 1 halo- |
| Sokajin-teny | 2 endritenin' ny hoe halotra |
| Teny iditra (2/8) | 3 halo |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Jereo alo
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
6 nakedness. See mitanjaka (tanjaka), harihary, hanjahanja
[Provincial]
[1.2] |
| Sampanteny |
|
| Renianarana |
|
| Anarana iray reny |
|
| Kamban-teny rehetra | 86 Fikambanana 2 amin' io teny io |
| Teny iditra (3/8) | 87 halo |
| Sokajin-teny | 88 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
89 fanoto
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Fanazavàna teny frantsay |
90 pilon
[Betsimisaraka]
[1.78] |
| Tovy hevitra | 91 alo |
| Teny iditra (4/8) | 92 halo |
| Sokajin-teny | 93 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
94 the movement of something suspended; going about a house without entering.
[1.2] |
| Tovy hevitra | 95 halohalo |
| Teny iditra (5/8) | 96 halo |
| Sokajin-teny | 97 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
98 aloalo
[Provincial]
[1.2] |
| Teny iditra (6/8) | 99 halo |
| Sokajin-teny | 100 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
101 Aretin-jaza eo amin' ny loha maleminy
[Sakalava]
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
102 creux, cavité (voir lempona)
[Tankarana]
103 fontanelles (grande et petite) [1.19] |
| Voambolana | 104 Haiaina |
| Teny iditra (7/8) | 105 halo |
| Sokajin-teny | 106 anarana |
| Fanazavàna teny anglisy |
107 Southern lesser bamboo lemur, Southern gentle lemur (Hapalemur meridionalis)
[2.456] |
| Voambolana | 108 Haibiby: mampinono |
| Tsanganana sy sary iray takila |
109 Ny Gidro |
| Teny iditra (8/8) | 110 halo
![]() |
| Sokajin-teny | 111 anarana (lahy) |
| Fanazavàna teny malagasy |
112 avana manodidina ny masoandro na volana
[1.9] |
| Fanazavàna teny frantsay |
113 avana manodidina hazavana (jiro, masoandro)
114 vatonono [1.66] |
| Voambolana | 115 Fizìka |
| Fivaditsoratra | halo, 116 hola, 117 laho, 118 loha |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/01/14 |
|