Teny iditra (1/4) | 1 halotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fakana zavatra amin' ny tanana ao anaty lavaka. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.2] |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] action de pêcher avec la main du poisson, des écrevisses dans des trous figuré: arracher un secret |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/4) | 12 halotra |
Sokajin-teny | 13 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] Baiko miaramila fampijanona raha eny am-pandehanana |
Ohatra |
15 Dia naniraka tany amin' andriamanitra izy ireo mba hanontany, ka hoy, hono, andriamanitra: "Samia halotra amin' izay alehany avy" [2.69#195] |
Voambolana |
16 Miaramila |
Teny iditra (3/4) | 17 halotra |
Sokajin-teny | 18 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
19 [1.78] [Tambahoaka]
aloka |
Teny iditra (4/4) | 20 halôtra |
Sokajin-teny | 21 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
22 [1.78] [Tambahoaka]
moron-dranomasina |
Fivaditsoratra | 23 ahalotr, haloatr, halotra, halôtra, holatra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |