Teny iditra | hambolena > ambolena (voly) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Enti-milaza ny zavamaniry na ny voly ampanirina amin' ny tany: Tsaramaso no nambolena tamin' itỳ tany (Raha ny tany ampaniriana voly kosa no tenenina, dia ny hoe volena no ampiasaina: Hovolena tsaramaso ity tany itỳ amin' ny taona ho avy) [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Planté, emblavé : Be ny mangahazo nambolena tamin'io (On avait planté beaucoup de manioc cette année-ci) [1.196] | ||||||||
Ohatra |
| ||||||||
Voambolana | Toe-karena: fambolena | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny ambolena io | ||||||||