Teny iditra |
hamy
|
Sokajin-teny | anarana
|
Fanazavàna teny malagasy | Tsiro tsara toy ny an' ny tantely na ny siramamy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | Sweetness, excellence, as of honey. [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | Douceur, comme celle du miel et du sucre: Odre! ity hamin' ny tantely! (Comme ce miel est doux!) Suavité, agrément, charmes, délices [1.3]
|
Ohatra | no tsy azo naroso intsony, ka hamy hery nisaraka tamin' alahelo.
[2.649]
|
Sampanteny |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
|
|
Teny iditra |
Hamy
|
Singan-teny | hamy ; sombina ; tantara |
Sokajin-teny | anarana (lohatenin' boky)
|
Zana-dohateny | Sombintantara |
Mpanoratra | Andriamangatiana Iharilanto Patrick, 2000 |
Fanonta printy | Takila: 51.
|
Tsanganana sy sary iray takila | Ny lohateny rehetra
|
|