|
|
|
|

Teny iditra (1/8)1  hana
Sokajin-teny  2  Tsy lazaina
Fanazavàna teny frantsay  3  [1.5] Voir hanina, hinana, homana
Sampanteny 
4  Matoantenin' ny iharana :
5  Anarana :

Teny iditra (2/8)6  hana
Sokajin-teny  7  anarana
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.10#H099] zanaky ny vola nampisamborina
9  [1.1] vola ampizanahina
Fanazavàna teny anglisy  10  [1.2] lending or borrowing money on interest
Fanazavàna teny frantsay  11  [1.3#211] capital, tout ce qui est prêté à intérêt
12  [1.196] le capital, ce qu'on peut prêter à intérêt
Voambolana  13  Toe-karena: ara-bola ary fitantanana
Sampanteny 
14  Matoantenin' ny mpanao :
15  Matoantenin' ny iharana :
16  Matoantenin' ny fameno :
17  Anarana :
18  Mpamaritra :

Teny iditra (3/8)19  hana
Sokajin-teny  20  anarana
Fanazavàna teny malagasy  21  [1.78] [Taifasy, Taisaka, Bara, Betsileo, Tanosy] kapa
22  [1.78] [Taifasy, Bara, Betsileo] kiraro
23  [1.78] [Betsileo] faladian-kiraro
Fanazavàna teny anglisy  24  [1.2] [Provincial] a provincial word for kiraro or kapa
Fanazavàna teny frantsay  25  [1.82] [Taisaka] sandale de cuir
Voambolana  26  Toe-karena: zaitra

Teny iditra (4/8)27  hana
Sokajin-teny  28  anarana
Fanazavàna teny malagasy  29  [1.78] [Taisaka] fitana rano
Fanazavàna teny frantsay  30  [1.82] [Taisaka] gué

Teny iditra (5/8)31  hana
Sokajin-teny  32  anarana
Fanazavàna teny malagasy  33  [1.78] [Tanosy] voditongotra
Voambolana  34  Haiaina

Teny iditra (6/8)35  hana
Sokajin-teny  36  anarana
Fanazavàna teny malagasy  37  [1.10#H099, 1.78] [Bara] vehivavy janga
38  [1.10#H099] tsimihorirana, tsimanetsa

Teny iditra (7/8)39  hana
Sokajin-teny  40  anarana
Fanazavàna teny malagasy  41  [1.10#H099] karazan-tondro any amin' ny faritany atsimo atsinanana; misy 20stm ny halavany
Voambolana  42  Haibiby: trondro

Teny iditra (8/8)43  ha~na
Sokajin-teny  44  tsirinteny saradroa [Fitanisana]

Fivaditsoratra  45  ha~na, hana, naha-, naha

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08