Teny iditra hanao
Sokajin-teny mpisolo anarana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Taisaka] ianao [Rakotosaona 1972]
  [Bara] ianao, ise, ialahy [Rakotosaona 1972]
  [Tanosy] hianao, ianao [Rakotosaona 1972]
Tsanganana sy sary iray takila ny mpisolo rehetra

Teny iditra hanao (tao)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao manao

Teny iditra hanao (hana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny atao hanaina [fitanisana]

2019/08/17