Teny iditra (1/2) | 1 handrina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Ny misolampilampy eo ambony maso, izany hoe ilay faritra anoloana amin' ny tarehy, manomboka eo amin' ny manjamaso no ho miakatra ka hatramin' ny fiandohan' ny volon-doha: Voadona ny handriko 4 [1.78] [Betsimisaraka] [handriña] handrina |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the forehead |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] front 7 [1.8] le front |
Ohatra |
8 Olioly, avo handrina, mahiratriratra ka mirana. [2.817#] 9 mihohofa ambany, ny handrina mitehika amin' ny tany! [2.470#] |
Voambolana |
10 Haiaina |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Manontolo |
|
Anaran' akora mamorom-batana |
|
Ohabolana | 37 Ohabolana misy io teny handrina io |
Lahatsoratra |
38 Randzavola: handrina ao amin' ny Baiboly |
Teny iditra (2/2) | 39 handrina |
Sokajin-teny | 40 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
41 [1.3] menace, regard hardi ou irrité |
Voambolana |
42 Ontam-po |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 45 ahandrin, hanandry, handrain, handrian, handrina, hiandran, hindrana, nahandri |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02 |
![]() |