|
|
|
|

Teny iditra1  haratsaka
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fanintsanana amin' ny antsy ny romoromon' ny tahom-bary jinjaina; fandrantsanana ny hazo maniry natao fefy tsy hisian' ny fisaritadritahana fa mifarana tsara; izay afaka rehefa mandrantsana ny raviny maimaina amin' ny tahom-bary
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2] cuttings, clippings, shavings, the refuse from the bottom of the stalks in reaping rice
small bamboos put on the roofs of houses between the roof timbers to tie the thatch to; often pronounced karatsaka.
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :
9  Mpamaritra :
Kamban-teny 

Fivaditsoratra  13  aharatsak, harakatsa, haratsaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11