|
|
|
|

Teny iditra1  haronina
Fototeny  2  harona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny hanina tsabahina amin' ny tanana: Aza haronina itỳ vary fa sady maloto izany no tsy fahalalam-pomba
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.2] to be felt by the hand, to be groped for, to be taken by the hand from a plate.
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#222] Qu’on fouille, dans quoi on plonge la main
Ohatra  7  Fa hoy kosa ilay kary : "Ny taimaso haronina, ny kiho raisina, ny hatoka safoina." [2.69#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny haronina io

Fivaditsoratra  14  anorihan, hanoiran, hanorany, hanorina, haronany, haronina, hianoran, hironana, horianan, ironahan, naharony, nahorina, nanoriha, narahony, niahoran, nihaoran, niharoan, nihoaran, niroahan, nironaha, noharani, noharina, norahani, rahonany, rahonina, rohanina, ronahina

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21