Teny iditra hasin > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] A provincial word for medicine. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Remède. hasina [1.19]
 Racine des mots mpimasy, omasy, ombiasy, qui désignent dans les diverses régions les spécialistes du traitement par les plantes [1.196]
Voambolana 
Tovy hevitra kasa
Kamban-teny 

Teny iditra hasin > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] fanajana [1.78]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Respect [1.82]
Sampanteny 

Teny iditra hasin > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Taisaka] Lamba vita amin'ny landihazo [1.78]
Fanazavàna teny anglisy A provincial word for cotton [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Taisaka] Cotonnade [1.82]
Voambolana 

Teny iditra hasin > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Bara] Landihazo [1.78]
 Landihazo gasy. Anarankazo ary anaran' ny voan' io hazo io koa. Ny landihazo dia hazo madinidinika (Gossypium barbadense); ny fonon' ny voany, rehefa matoy, dia mivaky telo na dimy eo amin' ny vitrany ary dia misy vohavoha mibofaka avy eo, izay azo veraveraina sy sintonina ho kofehy tenomina ho lamba [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Sakalava] (prononciation locale pour hasina) Nom des cotonniers sauvages, surtout Gossypium arboreum var. perrieri (Hochr.) B.L.Rob. et Gossypium brevilanatum Hochr. (Malvaceae) [1.196]
Anarana siantifika Gossypium arboreum var. perrieri, Gossypium brevilanatum
Voambolana 
Tovy hevitra landihazo

Teny iditra hasin > hasy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Betsimisaraka, Bezanozano] M:bot w="Faguetia falcata" > Marchand (Anacardiaceae). [1.196]
Anarana siantifika Faguetia falcata
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Teny iditra hasin > masina (hasina)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mahomby, mandaitra, mahasitrana: Masina io fanafody io raha atao ody poizina
Voatokana ho an' Andriamanitra, ampiasaina amin' ny fanompoam-pivavahana, mikasika ny fivavahana: Ny otely masina ~ Ny soratra marina ~ Olo-masina
Mendrika hohajaina, tsy azo zimbazimbaina, manan-jina: Masina ny tanindrazana, [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Holy [1.2, 1.7]
 Consecrated, sanctified; in reduplication it means saltish [1.2]
 Sacred; possessing "mana" or supernatural power [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Saint [1.8, 1.196]
 Sacré; qui possède ou transmet une force surnaturelle [1.8]
 Efficace, sacré [1.196]
Ohatra 
1Olona iray main' ny afo no mitalaho fivavahana amin' ny velona, amin' ny alalan' ny sapile sy sorona masina. [2.470]
2Masina, ry Nosim-Baliha!... [2.471]
3Andro androan-drano mafana, anaterana tsihy masina ny razanandriana; [2.48]
Haiendriteny 
Tsotra : masina, masin-, masim-, masi-
Filaza mandidy : masìna
Sampanteny 
 
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Anaran-toerana 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Teny iditra hasin > masìna (hasina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny mpamaritra masina [fitanisana]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Teny iditra hasin > masina
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  [Bezanozano, Sihanaka, Tanala] marikivy [1.78]
  [Sihanaka, Tanala] makirana [1.78]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : masina, masin-, masim-, masi-
Ny lasa : nasina, nasin-, nasim-, nasi-
Ny hoavy : hasina, hasin-, hasim-, hasi-

Fivaditsoratra 

Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hery misy fahefana hanasoa na handresy, heverina ho misy ao amin' ny fanahy na olona na zavatra na toerana sasany, ka mahatonga azy hohajaina, hankatoavina, hatahorana. Ohatra: matahotra ny hasin' ny Zanahary sy ny razana ary ny Vazimba ny ntaolo, ka manaja azy ireo fatratra sy mivavaka taminy. Mbola misy tavela saiky eran' ny Nosy ny atao hoe tany masina sy hazomasina sy loharano masina ary biby masina koa. Samy ninoana sy natahorana ny hasin' ny andriana, ny ody ny ozona sy ny tsodrano [1.10]
 Hery ananan' ny zavatra iray: Misy hasina mahasitrana aretina maro ity hazo
Toetra ambony tsy azo tsiratsiraina, manome hery na fahefana mihoatra ny toetran' olombelona: Manan-kasina ny tanindrazana ~ Ninoan' ny Malagasy ny hasin' ny Mpanjaka
Haja, hamendrehana ananan' ny tsirairay: Maty hasina aho fa nodikain' ilay iny ny lohako
Hery, zo, sata, fandaitra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy "mana" or sacred power; sanctity; virtue [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Vertu, force, puissance, la grâce, propriété naturelle ou surnaturelle, efficacité, vertu attachée à un objet, ce qui rend digne de respect [1.3]
 Vertu ou puissance mystique ou surnaturelle; sainteté [1.8]
 Pouvoir surnaturel attribué à certaines plantes : Misy hasina mahasitrana aretina maro ity hazo ity : cet arbre a le pouvoir, la vertu de guérir plusieurs maladies (R. P. Malzac). Ce mot racine souvent prononcé hasy a donné les mots mpimasy, omasy, ombiasy, noms dans les diverses régions des spécialistes du traitement par les plantes [1.196]
Ohatra Nasain'Ilaidama nandoa hasina Andriambola, dia afaka. [2.298]
Voambolana 
Sampanteny 
 
Tovy hevitra fandaitra ~ hery ~ sata ~ zo
Kamban-teny 
Anaram-javamaniry 
Zanakanarana Hasina (Rabearivelo Jean-Joseph)
Anaran-toerana 
Ohabolana 

Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Sira: Tsy ampy hasina ny laoka [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Sel, saveur, goût [1.3]

Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanala] Harikivy: tsy tamitamy ny hasiñ'io voangy io (tsy zaka ny harikivin'io voasary io) [1.78]

Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Vidy, vidiny [1.78]

Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola na zavatra hafa atao fanomezana amin' ny fotoana na toe-javatra sasantsasany: Hasin-jaza, hasin-tanana
Vola tsy vaky atolotra ny mpanjaka amin' ny fandroana ho fankatoavana ny maha-andriamanjaka azy: Niakatratany an-drova nanolotra ny hasina ho an' ny Mpanjaka isam-pirenena ny vahoaka
Vola nomena ny mpanjaka raha nisy raharaha toy ny fifampivarotana, ny fananganana na fanarianjaza... teo amin' ny fokonolona: Vola roa karazana no no-m en' izay nanan-d raharaha natao teo amin' ny fokonolona, dia ny hasina ho an' ny Andriamanjaka ary ny orimbato ho an' ny fokonolona [1.1]
Fanazavàna teny anglisy A ceremonial gift [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Cadeau rituel [1.8]
Sampanteny 
Kamban-teny 
Lahatsoratra 

Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fanolanana zavatra, toy ny kofehy, tady; fampihevingevenana, fandrotsirotsiana [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action de rouler, comme en filant, en tordant des cordes
Action de bercer, d'agiter, de balancer quelqu'un ou quelque chose dans un drap, une couverture, un hamac [1.3]
Sampanteny 
 
Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny ilany iray amin' ireo toa efitrefitra mielakelaka na misaratsaraka amin' ny zavatra iray: Hasim-boasary [1.1]
Fanazavàna teny frantsay (du malais asing) Nom donné aux compartiments de certains fruits ; exemple hasim-boasary : quartier d'une orange. Par extension, nom donné aux loges de l'ovaire dans une fleur. Le verbe mihasinkasina s'applique aux fruits qui se séparent en tranches ou quartiers comme l'orange, le citron, etc. Miefitra anatiny toa hasim-boasary : se séparer à l'intérieur comme les quartiers d'une orange ; au sens figuré, se dit des jeunes ménages qui s'isolent dans la grande famille patriarcale [1.196]
Sampanteny 

Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Hazo tsy dia lehibe loatra, lava somary etiety velarana ny raviny, izay mitangorona eo amin' ny toerana iray, ka misandrahaka manodidina ny vatany (Dracoena augustofolia). Hazo fahita teo akaikin' ny fasam-bazimba na tamin' ny tanàna nonenan' ny Andriana fahiny koa ny hasina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [Merina] Nom générique donné aux plantes considérées comme sacrées, magiques ; elles servaient à l'origine à délimiter l'espace approprié par l'homme de la nature sauvage où régnaient les forces occultes les plus dangereuses. Ce sont toujours des espèces qui se bouturent facilement, il suffit d'en casser une tige et de la ficher en terre pour que repousse un nouveau sujet. Dracaena angustifolia Roxb. est la principale espèce connue sous ce nom. Mais on l'attribue aussi à Dracaena reflexa Lam. et Dracaena xiphophylla Baker. (Asparagaceae) De nos jours les Malgaches pensent que ces plantes marquent les sépultures des anciens habitants dits vazimba ; ceux qui vivaient à l'époque où l'on ignorait l'esclavage et la division de la société en classes. On emploie surtout cette plante magique pour préparer l' ody tendrihatoka [1.196]
Anarana siantifika Dracaena angustifolia, Dracaena xiphophylla
Voambolana 
Kamban-teny 

Teny iditra hasin > hasina
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny anglisy  [Betsileo] The cotton plant or cotton. Same as landihazo [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  [Betsileo] (souvent prononcé hasy). Nom donné aux cotonniers : Gossypium arboreum L., Gossypium barbadense L., etc. (Malvaceae) et aussi à leur produit, le coton [1.196]

Teny iditra hasin > Hasina
Singan-teny hasina
Sokajin-teny anarana (lohatenin-tononkalo) [fitanisana]
Mpanoratra Rabearivelo Jean-Joseph
Lahatsoratra 
Fiançons aujourd'hui nos graves destinées
et qu'en l'azur nos chants aient une voix égale :
nos âmes sont pareillement infortunées
car nous avons perdu notre force ancestrale !

La terre qui nourrit tes vivaces racines,
les ramiers dont l'amour élit ta touffe sombre,
ni l'air bu ne sont pas ceux de tes origines,
et ta présence ici n'est que celle d'une ombre !

Quant à moi, fils des Rois d'une époque abolie,
reposant au rebord d'un tombeau qu'on oublie,
je chante d'une voix qui n'est pas de mes morts !

Mais, nous savons, palmier, vivant notre nouvelle
vie, avoir le front ceint de nos fleurs les plus belles
et nous jouer ainsi des rigueurs de nos sorts !
Voambolana 
Tsanganana sy sary iray takila Ny lohateny rehetra

Teny iditra hasin > asina (sina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : asina, asiko, asinao, asiny, asintsika, asinay, asinareo, asin', asin-, asim-, asi-
Ny lasa : nasina, nasiko, nasinao, nasiny, nasintsika, nasinay, nasinareo, nasin', nasin-, nasim-, nasi-
Ny hoavy : hasina, hasiko, hasinao, hasiny, hasintsika, hasinay, hasinareo, hasin', hasin-, hasim-, hasi-

Fivaditsoratra