Teny iditra hatavy (tavy)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran' ny olona na biby matavy, botrefona; habotrefona: Tsy afa-mandeha intsony ity vorona ity noho ny hatavezany [1.1]
Tovy hevitra hatavezana
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20