Teny iditra hatoka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Ny ao ambadiky ny tenda na ny faravozona ao an-damosina, manasaraka ny loha sy ny soroka. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The nape of the neck. [1.2, 1.7]
  [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Nuque [1.8]
Ohatra Henjana ny hazondamosina manontolo rahefa hariva ny andro, mavesatra ny soroka sy ny hatoka, manaintaina ny sandry. [2.472]
Haiendriteny 
Tsotra : hatoka, hatoko, hatokao, hatony, hatotsika, hatokay, hatokareo, hatok', hato-, hatoky
Tovonana : -katoka, -katoko, -katokao, -katony, -katotsika, -katokay, -katokareo, -katok', -kato-, -katoky
Sampanteny 
Kamban-teny 
Manontolo vatana
Anaran' akora mamorom-batana helika, kibo, lamosina, loha, nono, sandry, soroka, takiba, takibaka, tanana, tongotra, tratra, vody, vozona
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19