|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  hatra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  Fahatongavana na fidonana any amin' ny noheverina haleha; fikasihana [1.1]
Haiendriteny 
4  Tsotra :
Sampanteny 
5  Matoantenin' ny mpanao :
6  Matoantenin' ny iharana :
7  Matoantenin' ny fameno :
8  Anarana :

Teny iditra (2/3)9  hatra
Sokajin-teny  10  tambinteny
Fanazavàna teny malagasy  11  Teny atambatra: 1) amin' ny mpamaritra matoanteny milaza toerana: eo, eto, etsy, eroa, ery, eny, ao ato, atsy aroa, ary, any, mba hoenti-milaza faritoerana tratrarina: Hifaninana hazakazaka ianareo hatrerỳ amin' ny foto-paiso erỳ; 2) amin' ny mpampiankina, amy mba hilazana fetran' isa na fotoana tsy azo ihoarana: Manisà hatramin' ny telopolo / Andraso aho hatramin' ny zomà [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  12  up to, as far as (of time and space) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  13  depuis, jusqu'à [1.8]
Voambolana  14  Fotoana
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  22  Ny tambinteny rehetra

Teny iditra (3/3)23  hatra
Sokajin-teny  24  mpamaritra
Fanazavàna teny anglisy  25  a word for zatra [Provincial] [1.2]
Fanazavàna teny frantsay  26  habitué. § zàtra. [Tankarana] [1.19]

Nohavaozina tamin' ny 2023/09/28