Teny iditra (1/2) | 1 hazangazana |
Fototeny | 2 hazana |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fahamainana (toy ny fahamainan'ny tany karankaina) |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] very hard. Used of earth. See mazana |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3] sécheresse, comme celle de la terre |
Teny iditra (2/2) | 7 hazangazana |
Sokajin-teny | 8 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
9 [1.1] Fitazanana ny lavidavitra fa tsy manatona; fijerena taratra na fitiliana hahafantarana izay miseho |
Fanazavàna teny anglisy |
10 [1.2] on the look out, being on the watch |
Sampanteny |
|
Fivaditsoratra | 15 ahazangazan, hazangazana, nahazangaza |
Nohavaozina tamin' ny 2024/08/11 |