|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  hazofijaliana
Singan-teny  2  hazo, fijaliana
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Nohomboana tamin' ny hazofijaliana i Jesoa-Kristy / Manao famantaran'ny hazofijaliana izy raha vao mifoha
Ohatra  5  teo ambony hazofijaliana sy nitsanganany tamy ny maty. [2.59#329]
6  Moa ve tsy nilaozan' ny vahoaka izy rehefa nofantsihina tamin' ny hazofijaliana? [1.369#]
7  Nivavaka toy ilay jiolahy teo ambonin' ny hazofijaliana, ilay teo an-kavanan' i Jesosy. [2.270#138]
Voambolana  8  Fivavahana, finoana
Mpanahaka  9  lakroa
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  hazofijaliana
Singan-teny  12  hazo, fijaliana
Sokajin-teny  13  anarana
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.196] (nom de la croix du Christ ; « arbre de la Passion ») Passiflora incarnata L. (Passifloraceae) et espèces voisines. Ce sont en réalité des lianes à fruits comestibles. Voir girenadrelina. [Merina]
Voambolana  15  Haizavamaniry
Anarana ara-tsiansa 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/26