|
|
|
|

Teny iditra1  ha~ana
Sokajin-teny  2  tsirinteny saradroa
Fanazavàna teny malagasy  3  Tovona atao eo alohan' ny teny milaza isa sasantsasany (telo, efatra, dimy, enina, fito, valo, sivy, folo), mitovana ana, mba hanaovana anarana milaza faharetain-potoana: Hateloana, hasiviana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  4  a prefix and affix joined to adjectives, where the accent of the root (being of more than one syllable) advances one step, and sometimes a characteristic consonant is added, as hafohezana, shortness (fohy); hateloana (telo), three days. [1.2]
5  prefix used to form nouns indicating so many days, as: telo, three; hatelòana, three days' time; [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  6  préfixe, sert à former des noms indiquant un certain nombre de jours (3 à 10); ex. : hateloana, trois jours; [1.8]

Fivaditsoratra  7  ahana, aha~na, anaha, ha~ana

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/12