Teny iditra | 1 heniheny |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Tany ihandronan' ny ranoka manjary honahona sy feno ahitra; tany lava volo tsy ialan-drano ka manjary fotaka mandrevo. |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a swamp |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3#236] Marais, terrain bourbeux, les rizières. 6 [1.8, 1.13] marécage 7 [1.196] (dans toute l'île). Végétation des marécages ; on donne souvent ce nom aux Cyperaceae. On désigne aussi sous la même appellation les rizières mal aménagées, dont le drainage est difficile. |
Ohatra |
8 heniheny iray manontolo ny lohasaha. [2.270#23] 9 Nokasaina homainina hatao tanimbary io heniheny be io. [2.472#170] 10 Ny heniheny fiandrasam-biby (ondry ) voaravaka ny voninkazo. [1.353#] |
Voambolana |
11 Haitoetany: (amin' ny ankapobeny) 12 Haizavamaniry |
Sampanteny |
|
Mpanahaka | 14 honahona, horaka, zetra |
Ohabolana | 15 Ohabolana misy io teny heniheny io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |