| Teny iditra | 1 henjakenjana |
| Fototeny | 2 henjana |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny frantsay |
4 [duplicatif]
[1.3] |
| Ohatra |
5 iry ny hatoko henjakenjana sy mahavesabesatra;
[2.59#263]
6 Fa raha misy fitia henjakenjana any, dia mba misy fitia enjikenjika atý. [2.69#222] |
| Haiendriteny |
|
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26 |
|