Teny iditra heno
Sokajin-teny matoanteny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Jereo haino [1.1]
Fanazavàna teny anglisy See haino [1.2]
Ohatra 
1Farany, heno fa nilavo lefona ny Frantsay. [2.472]
2Henony teo fa olona telo fotsiny no horaisin' ity orina asa ity. [2.445]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : heno, henoko, henonao, henony, henontsika, henonay, henonareo, henon', henon-, henom-
Ny lasa : heno, henoko, henonao, henony, henontsika, henonay, henonareo, henon', henon-, henom-
Ny hoavy : ho heno, ho henoko, ho henonao, ho henony, ho henontsika, ho henonay, ho henonareo, ho henon', ho henon-, ho henom-
Filaza mandidy : henoy
Sampanteny 
Tsipelina hafa 
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/25