Teny iditra hila
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Tsy fahamarinan-toerana fa mitongilangilana, tsy fipetrahana tsara amin' ny toerana iray ihany fa firaidraikana mialoha sy miaoriana, miankavia sy miankavanana [1.1]
Haiendriteny 
Tsotra : hila, hilako, hilanao, hilany, hilantsika, hilanay, hilanareo, hilan', hilan-, hilam-
Tovonana : -kila, -kilako, -kilanao, -kilany, -kilantsika, -kilanay, -kilanareo, -kilan', -kilan-, -kilam-
Sampanteny 
Tovy hevitra hilahila

Teny iditra hila (ila)
Sokajin-teny ho avin' ny matoantenin' ny mpanao mila

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31