Teny iditra | 1 hodina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Fiverenana eo amin' ny toerana ihany mankany ivoho; fitodihan' ny loha mankany aoriana na ao an-daniny; fitsimbadihana rehefa mikorisa, ka ny ambany tonga ambony ary dia mifandimby hatrany toy izany |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] a turning around |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] tournoiement |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Fivaditsoratra | 12 ahodin, daniho, dinaho, dohany, donahy, hadino, handio, hanody, haodin, hidona, hodian, hodina, nahodi, nohadi |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |