Teny iditra hofa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Vola, na zavatra aloa amin' ny zavatr' olona ipetrahana na anaovana na ampiasaina mandritra ny fotoana maharitraritra: Valonjato no hofan' itỳ efitra. (Ny fahelam-potoana ihany no maha samy hafa ny hofa sy ny sara: raha mita lakana ka miserana ihany, sara no aloa; fa raha maharitra indray andro na mihoatra, dia hofa). [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Rent [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Rente, prix donné pour un bail, une location ou un louage; bail, louage [1.3]
 Loyer, location [1.8]
 Le prix qu'on paye pour un service ; la rente qu'on verse à quelqu'un [1.196]
Ohatra 
1Trano efitra telo tsy dia lafo hofa loatra teny Isoraka no nipetrahanay. [2.4]
2Koanefa aza manao kely karama (na hofa) loatra ianareo fandrao mahakely ny harenareo. [2.366]
Sampanteny 
 

Teny iditra hofa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fiantsoana olona amin' ny kopa-damba, na tanana, na rantsan-kazo misy ravina
Fanasivanana ny vary na voan-javatra hafa amin' ny sahafa mba hampisaraka azy amin' ny akofa na ampombo na vato kely... [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Action d'appeler avec la main, ou de donner un signal en agitant quelque chose avec la main
Action de vanner les grains en les faisant sauter sur un plateau concave [1.3]
 Action d'agiter un objet dans la main en signe de sympathie, d'amitié [1.196]
Sampanteny 
 
Anaram-javamaniry 

Teny iditra hofa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Zavamaniry karazana vakoa na vakoana lava ary be ravina [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Espèce de vacoa à large et longues feuilles [1.3]
  [Betsimisaraka] Nom donné à plusieurs pandanus. Mentionné anciennement par Chapelier, vers 1800. Ce sont principalement : Pandanus hoffa Chapel. Ex Bojer Ined., Pandanus odoratissimus L.f. et Pandanus obeliscus Thouars (Pandanaceae). Feuilles employées pour la couverture des cases ; également en vannerie et en sparterie. Cendre pour la préparation d'onguents maturatifs sur les furoncles. [1.196]
Anarana siantifika Pandanus obeliscus, Pandanus odoratissimus
Voambolana 

Teny iditra hofa
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Taifasy] D'après Decary 5081, ce nom serait également donné sur côté Sud-Est à un Palmier. Phloga polystachya var. stenophylla Becc. (Arecaceae) Peut être parce que les segments des feuilles servent aux mêmes usages que les pandanus. [1.196]
Anarana siantifika Phloga polystachya var. stenophylla
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/25