Teny iditra (1/2) | 1 hosorana |
Fototeny | 2 hosotra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Lalorina na tavonana menaka/loko/vernia/fotaka/savony: Ity angaha tsy mba nohosoran-dreniny menaka? / Hosory vernia ny fanakao fa hangilohilo / Tsy manaiky aho fa nohosorany fotaka ny lambako / Hosory savony tsara ny lamba 5 Hamasinina, apetraka sy atokana hiandraikitra raharaha lehibe sy ambony: Nohosoran' i Papa Ray masina ho Eveka izy [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
6 to have something smeared or painted on it [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
7 qu'on peint ou enduit de quelque chose [1.8] |
Ohatra |
8 Ho hosorana loko mba hateza satria raha tsy izany dia ho lo vetivety toy ny teo aloha. [2.332#] 9 tapa-kazo izay hosorana tseroka na tantely, ary ravahana vakana sy ampitafiana lamba jaky; [2.588#] |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 14 Ohabolana misy io teny hosorana io |
Teny iditra (2/2) | 15 hosorana |
Sokajin-teny | 16 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
17 Nom général des onguents, pommades, produits avec lesquels on frictionne [1.196] |
Voambolana |
18 Haizavamaniry |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |