|
|
|
|

Fizahan-teny

Ohabolana : hosorana

Ohabolana 1Androngolahy manetsa : mandro matetika vao mavo lamosina. [2.558 #237]
Androngolahy manetsa : mandro matetika vao mavo lamosina ; tongo-dririnina : hosoran-tsavony vao mihavasoka. [2.415 #701, 2.653 #227]
Dikanteny frantsayLézard à l' époque du repiquage du riz : il prend des bains fréquents et il a le dos sale ; les pieds en hiver, on les enduit de savon et ils sont ternes. [2.415 #701]
Fanazavana frantsaySe disait des officiers concussionnaires. [2.415 #701]

Ohabolana 2Aza atao toy ny angady, ka ny lelany mitomboka tany, sasana amin' ny rano, fa ny zarany tsy mikasi-potaka, hosorana menaka. [2.558 #418]

Fizahan-teny