Teny iditra | 1 hosotra |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 a smearing, the act of applying a coating; an anointing [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
4 action d'enduire, d'oindre, de peindre [1.3, 1.8] 5 Action de mettre un enduit, de passer une couche de peinture, de vernis, de chaux, de savon, de graisser, de frictionner, de laver le dos avec la main, de couvrir de boue 6 fig. action de calomnier [1.3] 7 badigeonnage [1.13] |
Ohatra |
8 Fanjakana "voalahatr'Andriamanitra" ho an'ny vahoaka, ka ny Mpanjaka no nahazo "hosotra sy fitahiana" hanjaka. [2.508] |
Haiendriteny |
|
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Lahatsoratra |
18 Randzavola: hosotra ao amin' ny Baiboly |
Fivaditsoratra | 19 hatsôro, hosotra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/01 |