Teny iditra | hotentenana > tentenana (tentina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Asiana loko mitsitentitentina: Notentenany lako maitso ny efitrano fandriany Tsentsenana: Tenteno savoka ity tavy ity fa mitete Ampiana, fenoina: Tsy misy madilana hotentenana ny teninao Alana baraka: Notentenany vava ratsy aoka izany aho [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be smeared with something; to be caulked [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on badigeonne, qu'on colorie; qu'on calfate [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Kamban-teny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny tentenana io | ||||||||