Teny iditra (1/3) | 1 hova |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.13] izay sady tsy andriana no tsy andevo, tamin'ny fanjakan'andriana |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] [Provincial]
a freeman among the Merina, the inhabitants of Imerina |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.3] [Provincial]
name given to petty princes in the provinces 6 [1.3] habitants de l'Imerina; nom générique des castes libres qui ne sont pas nobles 7 [1.8] [Provincial] la classe libre des Merina; les Merina 8 [1.13] roturier |
Mpanahaka | 9 merina, tankova, ankova |
Kamban-teny |
|
Anaram-javamaniry |
|
Anaram-poko |
|
Anaran-toerana |
|
Lohateny |
Ohabolana | 27 Ohabolana misy io teny hova io |
Teny iditra (2/3) | 28 hôva |
Sokajin-teny | 29 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
30 [1.78] [Tanosy]
anaram-behivavy Antanosy |
Teny iditra (3/3) | 31 hova |
Sokajin-teny | 32 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
33 [1.196] (dans son sens original, le hova était le chef élu ou anobli d'un clan ; c'est cette idée de noblesse qui reste attachée au nom de ce palmier). Dypsis gracilis Bory ex Mart. (Arecaceae). Le stipe mince mais très droit a été utilisé pour faire des bâtons de commandement, des bâtons à fouir, des épieux, puis des sarcabanes en perçant son tronc au fer rouge dans le sens de la longueur. Très joli palmier, spécial à Madagascar. [Bezanozano]
|
Voambolana |
34 Haizavamaniry |
Anarana ara-tsiansa |
|
Fivaditsoratra | 36 havo, hova, hôva, vaho, voha |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |