|
|
|
|

Teny iditra1  ianao
Sokajin-teny  2  mpisolo anarana [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] enti-misolo ny anaran'izay itenenana raha tokana izy ka atao teny lazaina:
Amin'ny firy no handeha ianao?
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.2][hianao] thou, you. [Compare Swahili e'nu, your, of your, and e'gnui o thou.] Compare anao.
5  [1.7] same as hianao
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3][hianao] vous (employé pour toi)
7  [1.5] vous (respect)
8  [1.8] même que hianao
9  [1.6] [Tanala] (pronom personnel sujet - 2ème personne singulier) tu, toi.
Fanazavàna teny italianina  10  [1.18] tu
Ohatra  11  Hahita loza ianao! [2.528#]
12  Manao ahoana ianao, anaka? [2.4#]
13  ianao ve no mahateny ahy izany! [2.470#]
14  Fantatro fa tia ahy tokoa ianao. [2.445#]
Tsipelina hafa  15  hianao
Mpanahaka  16  anao, -ao, -nao, ialahy, ise
Kamban-teny 
Tsanganana sy sary iray takila  23  Ny mpisolo rehetra

Fivaditsoratra  24  ainao, aoina, ianao

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21