Teny iditra (1/2) | 1 idina |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
3 Filatsahan' ny rano ao anaty zavatra ambany toerana: Ataovy tsara idina ny menaka [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
4 ilina is used in the provinces [1.2] 5 a pouring out [1.7] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 action de verser, de couler [1.8] |
Sampanteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 16 idina |
Sokajin-teny | 17 anarana |
Fanazavàna teny frantsay |
18 Nom des jeunes plantes et notamment des jeunes plantes de riz, encore appelées : idim-bare : plants de riz semé d'abord en pépinière et qu'on repique ensuite, brin à brin, dans la rizière. Équivalent de ketsa en Imerina. [Betsileo]
[1.196] |
Voambolana |
19 Haizavamaniry |
Fivaditsoratra | 20 idina, India |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |