Teny iditra | 1 Ihorombe |
Singan-teny | 2 horona, be |
Sokajin-teny | 3 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [3.1] faritra anatin' ny faritanin' i Fianarantsoa |
Ohatra |
5 [2.649#] Dia nananika an' ihorombe ry zareo. |
Voambolana |
6 Pôlitika |
Renianarana |
|
Anarana iray reny |
|
Tsanganana sy sary iray takila |
29 Ny faritra roa ambin' ny roapolo |
Sary |
|
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/10 |
![]() |